Survol

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, ka mamaka tsara sy miorina mafy ao aminy ary tafatoetra amin'ny finoana, toy ny efa nampianarana anareo, ka mazoto." Kolosiana 2 : 6 - 7 "

 

 

 

    CHORALE ANTSA FANILO

Filoha : ANDRIAMIARINA Lovasoa

Filoha mpanampy : RAZAFINDRASOA Albertine

Mpitantsoratra : RABARIJAONA Voahangy sy RANDRIANTSIMANIRY Koloina

Mpitantsoratra ny vola : RALANTOSON Faralahy

Mpampianatra hira : RALANTONISAINANA Ando

Ny famerenan-kira ny chorale Antsa-Fanilo dia ny alakamisy @ 7 ora - 8 ora sy sasany hariva eny Buisson Ardent - Haut de Lièvre NANCY

VEILLEE DE NOEL 2024 : manomboka amin'ny 6 ora sy sasany eny Buisson Ardent - Haut de Lièvre NANCY

Famerenan-kira AMF FAVATS : sabotsy 12 Aprily 2025 manomboka @ 10 ora eny Buisson Ardent

CHOEURUNI FAVATS 2025 any MULHOUSE : 10 - 11 MAI 2025

 

 

Fotoan-dehibe Choralie 2010 NANCY

Ny Antoko-pihira Antsa Fanilo no nandray ny Choralie 2010 izay iraisan' ny antoko-pihiran'ny FPMA eto Frantsa, La Reunion , Canada. Izany dia natao teto Nancy ny 16-17-18 May 2010.